plt-x-sihanaka_act_text_reg/13/44.txt

1 line
250 B
Plaintext

\v 44 Tamin'ny Sabata magnaraka, de saika ny tanàna magnontolo no niaraka niangona mba hareigny ny tenin'ny Tompo. \v 45 Rafa natazagna reo vahôka ny Jiosy, de feno fefonana izy reo ary niteny nanohitra reo ra ze nolazain'i Paoly sy nagneso an'azy.