plt-x-sihanaka_act_text_reg/13/42.txt

1 line
408 B
Plaintext

\v 42 Rafa lasa i Barnabasy sy i Paoly, de nengavy an'azy reo ny ôla mba hitorian'jareo reo teny reo ihany amin'ny Sabata magnaraka.\v 43 Rafa tapitra ny fivoriana tao amin'ny Synagoga, de maro tam'reo Jiosy sy reo Synagoga, de maro tam'reo Jiosy sy reo proselita mafatra-po no nagnaraka an'i Paoly sy Barnabasy, ze niresaka tam'jareo sy nampirisika an'azy mba hanohy akao amin'ny fahasoavan'Andriamanitra.