plt-x-sihanaka_act_text_reg/13/40.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 40 Ka mitandrema mba tsy hibôgna aminareo ze ra nolazain'ny mpaminagny hoe:\v 41 "Ndre, nareo ry mpagnano tsinontsinona, de ho gaga ary ho levona. Fa Za magnano asa amin'ny andronareo, Asa ze tsy ninoanareo miitsy, na de misy ôla magnambara an'zany aminareo aza."