plt-x-sihanaka_act_text_reg/12/05.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 5 \v 6 No zany de notanana takao am-ponja Petera, fa ny vavaka de nataon'reo ze takao am-pengonana mafy kokoa tam'Andriamanitra ho an'azy. Ny alina alôn'ny hitondran'i Heroda an'azy hotsaraina, Petera de natory takeo agnelagnelagn'ny miaramila rôey, vôfatotra tam'rojo rôey, raha mbola nijanona niambina ny fonja ny mpiandry tao alôn'ny varavaragna.