plt-x-sihanaka_act_text_reg/12/03.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 3 \v 4 Ary rafa tazany fa nafaly an'reo Jiosy zany, de nagnano ze hisamborana an'i Petera kô izy. Zany de nandritry ny andron'ny mofo tsisy masirasira. Rafa avy nosamborina izy, de nataony takao am-ponja izy ary nanendry miaramila efatra toko hiambina an'azy, nanampikasana ny hitondra an'azy akeo am'ôla afaran'ny Paska izy.