plt-x-sihanaka_act_text_reg/28/03.txt

1 line
383 B
Plaintext

Fa rafa nagnangona kitaigna kakazo sy nametraka an'zany takeo amin'ny afo Paoly de nisy menaragna nivôka nony hafanana, ary nifatotra tamin'ny tagnany. Rafa natazagna an'le biby nihantogna takeo amin'ny tagnany reo tompontany de nifamikoragna zareo hoe: "Tegna mpamono ôla tokô io leila io, raha ny rariny de tsy tokony ho velona izy, nefa de tafavôka avy taigny an-dranomasina.