1 line
408 B
Plaintext
1 line
408 B
Plaintext
\v 30 \v 31 \v 32 Reo tantsambo de nitsikaraka fomba hialana ny sambo ary nandatsaka ny lakana famonjena aigna taigny an-dranomasina, ary nody nandatsaka ny vatofantsika avy teo an-doha-tsambo zareo. Fa Paoly nitare tam'kapiteny sy reo miaramila hoe: "Raha tsy mijanona agnaty sambo reo leilà reo, tsy ho vôvonjy anareo." Avy akeo reo miaramila nanapaka ny tadin'ny lakana ka de namela an'zany ho rendrika. |