1 line
428 B
Plaintext
1 line
428 B
Plaintext
\v 1 \v 2 \v 3 Ary tao afaran'reo ra reo Paoly de niala takao Atena ary nankaigny Korinto. Nihaogna taminà Jiosy nantsovina hoe Akoila tao izy, tera-tany Ponto, ze vô tonga avy taigny Italia niaraka tamin'i Prisila vadiny, satria i Klaodio nandidy ny Jiosy daôly hiala tao Roma. Paoly nankeo amin'jareo, ary satria varotra mitavy ihany no hiasany, de niara-nipetraka tam-jareo izy ary niasa, fa ny magnano lay no asan'jareo. |