plt-x-sihanaka_act_text_reg/01/06.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 6 \v 7 \v 8 Rafa tafavory niaraka zareo de nagnontany an'Azy zareo hoe: "Tompo, zao ma no fotôna amerenanao ny fanjakana ho an'Israely?" Ozy tamin-jareo hoe: "Tsy anareo no hafantatra ny fotôna na reo vanin'andro ze notendren'ny Ray tamin'ny faefany magnokana. Fa rafa tonga kosany ny Fanahy Masina de ahazo hery anareo, ka ho lasana vavolombeloko eran'ny Jerosalema sy Jodia ray manontolo ary Samaria, sy hatraigny amin'ny faran'ny tany."