plt-x-sihanaka_act_text_reg/07/04.txt

1 line
400 B
Plaintext

Avy teo niala an'le tanin'ny Kaldeana izy ary nipetra taigny Harana; nanomboka teo, tafaran'ny nafatesan'ny rainy, nentin'Andriamanitra taigny am'io tany io izy, ze hipetrahanao zao. Tsy nameny ho lova takeo izy, tsia, tsy ampy hametrana tongotra avy. Fa nagnome toky izy na de mbola tsy nanan-janaka aza i Abrahama fa izy de hagnome ny tany ho an'azy ho fanagnany sy ho an'reo taranagny aigny afara.