plt-x-sihanaka_act_text_reg/19/01.txt

1 line
333 B
Plaintext

Ary raha mbôla taigny Korinty i Apolosy, de nandalo tamin'ny firenena ambony i Paoly ary tonga takao amin'ny tanànan'ny Efesosy, ary natazagna mpianatra sasagny takao. Ozy Paoly tamin-jareo hoe: "nahazo ny Fanahy Masina ma anareo rafa nino?" Ozy zareo tamin'azy hoe: "Tsia, mbôla tsy naregny ny momba ny Fanahy Masina akory zahay"