plt-x-sihanaka_act_text_reg/17/26.txt

1 line
348 B
Plaintext

Avy am'ôla raika no nagnôvany ny firenena daôly ho an'ny ôla mba hiaigna akeo ambonin'ny tany, namaritra ny vanim-potônan'jareo sy nanendry ny toeram-ponenana ary ny andro iaignan'reo, ka mba tokony hitsikaraka an'Andriamanitra izy reo, raha tô ka mety hatratra sy hahitra an'Azy zareo. Kanefa mbola tsy lavitra antsika tsiraikaraika avy Izy.