plt-x-sihanaka_act_text_reg/24/04.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 4 \v 5 \v 6 Mbô tsy hitanako an'nareo ela lôtra, de mangataka fotôna vetika aminareo za mbô hitaino anà am-pitonena. Fa io leila io de tazagnay fa mpagnakotaba ary raika ze nitazika ny Jiosy daôly manerana zao tontolo zao hikomy. Izy no mpitarika sekta Nazarena. Ary izy iany kô no niezaka ny handoto ny tempoly, ka de nosamborinay izy. (Fagnamarihana: Reo antontan-taratasy talô de nagnampy hoe: "Tenay ho tsaraina araka ny lalàna izy.")