plt-x-sihanaka_act_text_reg/19/35.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 35 \v 36 \v 37 Rafa nampangina ny vahôka ny leben'ny tanàna, de niteny izy hoe: "Anao ôlon'ny Efesiosy, ôla iza no takeo ka tsy nafantatra fa ny tanànan'ny Efesiana de mpiambina ny tempolin'i Diana lehibe sy ny sar ze nilatsaka avy aigny an-dagnitra? Ary hita avekeo fa tsy azo lavina reo ra reo, de tokony hangina anareo ka tsy hagnano na ino na ino tsy am-peverana. Fa nentinareo aty amin'ny fitsarana reo leila reo ze sady tsy mpandroba tempoly no tsy mpiteny ratsy ny andriamanim-bavintsikana.