1 line
300 B
Plaintext
1 line
300 B
Plaintext
\v 9 Fa i saoly, ze antsovina hoe: Paoly de feno ny Fanahy Masina ary nandinika an'azy tsara.\v 10 Ka nitare hoe: "Anao ny zanaky ny Devoly, anao de feno ny karazam-paratsena sy fitaka daôly. Fahavalon'ze daôly marina enao. Tsy hijanona ny hamaly ny lala-mhitsin'ny Tompo miitsy enao, se tsy zany. |