1 line
463 B
Plaintext
1 line
463 B
Plaintext
\v 1 Rafa tonga ny andro Pantekosta, de niangona tam'tôrana raika zareo daôly.\v 2 Tampoka takeo avy taigny an-dagnitra nisy feo ôtran'ny rivotra mahery nifofofofo, ary nameno ny tragno iray manontolo ze nentôran-jareo. \v 3 Nisy afo nendrika lela maro ze nizarazara, ary nipetraka tambonin-jareo tsiraikaraika avy. \v 4 Izy daôly de feno ny Fanahy Masina ary nanomboka niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araky ny namen'ny Fanahy Masina hitenenan-jareo. |