1 line
431 B
Plaintext
1 line
431 B
Plaintext
\v 26 Ny andro manaraka de tonga takao am'reo Israelita sasagny izy raha zareo nifamaly; nanadrana ny nampitony ny tsiraikaraika avy izy, niteny hoe: "Ry leilà, anareo de mpirahalà, magnino anareo no mifandratra?" \v 27 Fa ny raika ze nagnano tsy nety tamin'ny namany nandrisika an'azy, ary niteny hoe: "Iza no nanendry anao ho mpanapaka sy hitsara anay? \v 28 Tenao ma ny hamono anà, salan'ny namonoanao reo Egyptianina omaly?" |