plt-x-sihanaka_act_text_reg/05/33.txt

1 line
259 B
Plaintext

Raha nareigny zany reo tao amin'ny fitsarana de sosy zareo ary nitady hamono reo apostoly. Fa nisy Fariseo raika atao hoe: Gamaliela, mpampianatra lalàna, ze najain'ny ôla daôly, nitsangana ary nagnome baiko mba havôka kely aigny avelagny reo apostoly.