1 line
485 B
Plaintext
1 line
485 B
Plaintext
Ary lasana ny leibein'ny mpiambina niarka tamin'reo mpiambina, ary nitondra an'azy reo niverigna, tamim-pilaminana, satria natatra ny vahôka zareo saode torany vato. Rafa nitaondra an'azy reo zareo, de nandefa an'azy reo teo agnatrehan'ny fitsarana. Nagnadihady an'azy reo ny mpisorogna be, niteny hoe: Noferanay mafy anareo mba tsy hampianatra an'io agnarana io, kanefa nofenonareo ny fampianaranareo i Jerosalema, ary tenareo ho tompon'andraikitra amin'ny ràn'io leila io zahay." |