1 line
356 B
Plaintext
1 line
356 B
Plaintext
\v 25 \v 26 Rafa namatotra an'azy tam'tady hoditra zareo, de ozy Paoly tam'le kapiteny ze nitsangana teo: "Ara-dalàna ho an'nareo ma ny manakaravasy leilà ze Romana sy tsy mbola notsaraina akory?" Rafa nareigny zany le kapiteny, de nankaigny am'leiben'ny kapiteny izy ka nilaza an'azy, niteny hoe: "Ino zao ataonao zao? Fa mponin'ny Romana io leilà io." |