plt-x-sihanaka_act_text_reg/22/19.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 19 Ozy zà: 'Tompo, izy reo tegnany de mafantatra fa za nagnagadra sy nikapoka reo ze nino an'Nao takao am'synagoga daôly. \v 20 Rafa nalatsaka ny ràn'i Stefana vavolombelonao, za kô de mba nitsangana teo sy nagneiky, ary niambina ny fitafian'reo ze namono an'azy zà.' \v 21 Fa niteny taminà Izy hoe: 'Mandana, satria halefako lavitra an'reo Jentilisa enao.'