plt-x-sihanaka_act_text_reg/21/27.txt

1 line
622 B
Plaintext

\v 27 Rafa ho tapitra reo andro fito, reo Jiosy sasantsasagny avy agny Asia, natazagna an'i Paoly takao an-tempoly, nampikorontana reo vahôka manontolo, ary nisambotra an'azy. \v 28 Nitabataba zareo hoe: "Ry ôlon'Israely, ampeo zahay." Io le leila ze nampianatra ny ôla daôly hatraiza hatraiza reo ra ze magnohitra ny ôla, ny lalàna, ary ty tôrana ty. Fanamin'zany, nitondra Grika tao an-tempoly iany kô izy ary nandoto an'ty tôrana masina ty." \v 29 Fa zareo teo alô natazagna an'i Trofima ze Efezianina niaraka tamin'azy takao an-tanàna, ary nieritreritra zareo fa i Paoly no nitondra an'azy takao an-tempoly.