plt-x-sihanaka_act_text_reg/22/03.txt

1 line
617 B
Plaintext

\v 3 "Jiosy za, teraka taigny Tarsosy aigny Kilikia, fa nitazaina teto am'ty tanàna ty teo am'tongotr'i Gamaliela. Nampenarina araka ny fomba hentitry ny lalàn'reo razantsika za. Tena mafana fo ho an'Andriamanitra za, salan'nareo daôly am-zao andro zao. \v 4 Nagnenjika io Làlana io ho am'fafatesana za, namatotra sy nanolotra an'jareo ho atao an-trano maizina na ny leilà na ny vevavy, \v 5 ary ny mpisorogna be sy reo loholona daôly afaka mijoro vavolombelona. Naharay taratasy aigny Damaskosy, ary nandeha nankaigny nitondra an'jareo niverigna mbola mifatotra hankaigny jerosalema mba hagnasazina an'azy reo.