plt-x-sihanaka_act_text_reg/20/25.txt

1 line
296 B
Plaintext

\v 25 Ary am'zao fotôna zao, fantatro fa anareo daôly, ze nagnambarako ny fanjakana, no tsy hahita anà tsony. \v 26 No zany de ambarako aminareo amin'ty andro ty, fa za de tsy manan-tsiny amin'ny ràn'ny ôla. \v 27 Fa tsy nasitriko taminareo ny fagnambarana ny sitrapon'Andriamanitra. daôly.