plt-x-sihanaka_act_text_reg/23/31.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 31 \v 32 \v 33 De nagneiky ny baiko reo miaramila. Ary nalain'jareo i Paoly ka nentiny tamin'igny alina igny ho aigny Antipatria. Ny amaraignan'igny, ny ankamaroan'reo miaramila de nandaosa an'reo mpitikin-tsovaly mba ande hiaraka amin'azy fa zareo de niverigna taigny an-dapa. Rafa tonga taigny Kaisaria re mpitikin-tsovaly ka nanolotra taratasy hoan'i Governora, de nanolotra an'i Paoly tamin'azy kô.