plt-x-sihanaka_act_text_reg/23/25.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 25 \v 26 \v 27 Avy takeo de nanoratra taratasy salan'zao izy: "Klaodio Lisia ho an'i Feliksa governora tsara lôtra, arahaba. Io leila io de nosamborin'reo Jiosy ary saika novonon-jareo, rafa tonga takeo amin-jareo niaraka tamin'reo miaramila za de nagnavotra an'azy, satria nafantatra za fa izy de mizaka ny zom-pirenena Romana.