plt-x-sihanaka_act_text_reg/23/06.txt

1 line
566 B
Plaintext

\v 6 \v 7 \v 8 Ary rafa hitan'i Paoly fa ny sasagny tamin'reo filan-kevitra de Sadoseo ary ny hafa Fariseo, de nitare mafy takao amin'ny filan-kevitra izy hoe: "Ry rahala, za de Fariseo zanaka lahin'reo Fariseo. Zany no izy satria za de magnantegna tsara ny fitsanganan'ny maty ze hitsarana anà." Rafa nitare an'zany izy, de nanomboka nisy fifandirana teo amin'reo Fariseo sy reo Sadoseo, ary ny vahôka de nizara. Fa reo Sadoseo de nitare fa tsisy ny fitsanganana amin'ny maty, tsisy reo anjely, ary tsisy reo fagna, nefa reo Fariseo de nagneky an'izy daôly reo.