plt-x-sihanaka_act_text_reg/13/35.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 35 \v 36 \v 37 Zany kô no natonga an'azy nitare tao amin'ny salamo hafa hoe: "Tsy hamely le Masina hatazagna ny lo enao." Satria rafa nanatanteraka reo fagnirian'Andriamanitra ho an'ny taranany i Davida de resin-tory izy, ka nampandrena niaraka tam'reo rainy izy ary ny vatany niharan'ny fahalovana. Fa izy ze natsangan'Andriamanitra de tsy niharan'ny faharavana.