plt-x-sihanaka_act_text_reg/15/07.txt

1 line
433 B
Plaintext

Tafaran'ny ady hevitra be, nitsangana i Petera ka niteny tam-jareo hoe: "Ry rahalà, fantatrareo fa efa talô elabe Andriamanitra no nagnano safidy teo aminareo mba ho am'alalan'ny vavako de tokony haregny ny tenin'ny filazantsara, ze mafantatra ny fo, vavolombelona am-jareo, nagnome ny Fanahy Masina an'azy reo, salan'ny nataony tamintsika; Ary tsy nagnavakavaka tamintsika sy tam-jareo Izy, nagnadio ny fon'jareo tamin'ny finoana.