\v 27 \v 28 Fa tsy nilôsanao ho aigny amin'ny Fiaignan-tsy hita ny fagnako ary tsy hamela ny Iray Masina ho lo enao. Nampafantatra anà reo lalan'ny fiaignana Enao; Enao de hameno fifaliana anà amin'ny endrikao.