plt-x-sihanaka_act_text_reg/21/03.txt

1 line
383 B
Plaintext

Rafa avy nahita an'i kyprosy, de namela zany taigny ampitan'ny sambo, niantsambo ho aigny Syrua zahay ary niantsogna takao Tyro, tôrana ze namoan'reo tantsambo ny entana takao agnaty sambo. Raha vô natazagna an'reo mpianatra zahay, de nijagnona taigny nandritra ny fito andro. Tamin'ny alalanny Fanahy de nandresy latra an'i Paoly hatraigny zareo mbô tsy hande ho aigny Jeroalema.