plt-x-sihanaka_act_text_reg/21/01.txt

1 line
308 B
Plaintext

Rafa niala takeo amin-jareo zahay de niantsambo, ary nizotra lala-mahitsy nankaigny amin'ny tanànan'i Kosy, nankaigny amin'ny tanànan'i Roda ny andro magnaraka, ary avy takao de nankaigny amin'ny tanànan'i Patara. Rafa natazagna sambo nempita nankaigny Foinika zahay, de niditra takao zahay ka niantsambo.