plt-x-sihanaka_act_text_reg/12/13.txt

1 line
430 B
Plaintext

\v 13 \v 14 \v 15 Rafa nandondona teo am-bavahady izy, nisy mpanompo vavay raika antsovigna hoe: Roda tonga namaly. Rafa fantany ny feon'i Petera, tam-kafalena de tsy nahavita namô ny varavaragna izy; fa kosa, nande nihazakazaka nankaigny an-trano izy, notateriny fa Petera nitsangana teo am-baravaragna. De niteny taminazy izy reo hoe: "Adala enao." Fa nagnizingizigna izy fa zany no izy. Niteny izy reo hoe: "Ny anjeliny zany."