plt-x-sihanaka_act_text_reg/20/09.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 9 Teo amin'ny varavarankely no nipetra ty gaogna antsovina hoe: Eotika, ary de tegna tafandry teo. Raha nikoragna niaharitra i Paoly, io gaogna io de mbola nandry fogna, ary de latsaka avy taigny amin'ny rena fatelo ary nony natotra izy de hita fa maty. \v 10 Fa i Paoly nidigna, nagninjitra ny tagnany, ary namina an'azy. Avy teo izy niteny hoa: "Aza malaelo, fa mbola tsy maty izy."