plt-x-sihanaka_act_text_reg/20/04.txt

1 line
512 B
Plaintext

\v 4 Nagnaraka an'azy hatraigny Asia lavitra aigny i Sopatera zanaka lahi'ni Pyro avy aigny Beria; Aristarko sy Sekondo, samy avy am'reo mpino Tesalonika; Gayo avy aigny Derbe; Tymoty, ary Tykiko sy Trofimo avy aigny Asia. \v 5 Fa reo leilà reo de efa nialô an'nay ary nandigny an'nay taigny Troasy. \v 6 Niondrrana sambo niala tao Filipy zahy tafaran'ny andro finanana mofo tsy masina; ary tao agnatin'ny dimy andro de tonga taigny am-jareo taigny Troasy zahay. Ary nipetraka tao zahay nadritra ny fito andro.