plt-x-sihanaka_act_text_reg/18/27.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 27 Rafa nagniry mba hamakivaky an'i Akaia izy, de nampahery an'azy reo rahala ary nagnoratra ho an'reo mpianatra tao Akaia mba handray an'azy. Rafa tonga izy, de nanampy betsaka reo ze nino tamin'ny fasoavana. \v 28 Apolosy nanohitra mafy an'reo nampiseho tamin'ny alalan'ny Soratra Masina Fa Jesosy no Kristy.