plt-x-sihanaka_act_text_reg/18/24.txt

1 line
564 B
Plaintext

\v 24 Ary nisy Jiosy raika nantsovina hoe Apolosy, teraka taigny Aleksandria, tonga takao Efesosy. Izy de nahay nanda-teny sady nalala tsara ny Soratra Masina. \v 25 Apolosy de nampegnarina tamin'ny fampegnaran'ny Tompo. Mafatra-po amin'ny fagna, izy niteny sy nampianatra marina reo ra makasika an'i Jesosy, kanefa ny batisan'i Jaona ihany no fantany. \v 26 Apolosy nanomboka nitare am-pasahina tao amin'ny synagoga. Fa rafa nareigny an'azy i Prisila sy Akoila, de naka an'azy ho akeigny amin'ny sisiny ary nagnazava tamin'azy marina kokô ny lalan'Andriamanitra.