plt-x-sihanaka_act_text_reg/18/22.txt

1 line
280 B
Plaintext

\v 22 Rafa nagnatso tao Kaisaria i Paoly, de niakatra izy ka niarahaba ny fiangonan'ny Jerosalema ary nidigna nankaigny Antioky avy akeo. \v 23 Rafa avy nitôtra ora maromaro takao izy, de niainga i Paoly ka nitety reo faritr'i Galatia sy Frygia ary nankahery ny mpianatra daôly.