plt-x-sihanaka_act_text_reg/18/14.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 14 Ary raha hande hiteny Paoly, de niteny tamin'ny Jiosy i Galio hoe: "Anareo Jiosy, raha to ka resaka ra-dratsy na heloka zany, de mbola azo eritreretina ny fifampiraharahana aminareo." \v 15 Fa hatrizay nisin'reo fagnontanena momba an'reo teny sy agnarana ary lalàna manokana reo, alaminonareo zany. Za tsy magniry ny ho mpitsara zany raharaha zany."