plt-x-sihanaka_act_text_reg/28/28.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 28 No zany, tokony ho fantatrareo fa zany famonjen'Andriamanitra zany de nalefa tam'reo Jentilisa, ary hitaino zareo." \v 29 (Fagnamarihana eigny amin'ny farany ambanin'ny pejy: Asa 28:29 Ny antontan-taratasy sasagny de managna ny andininy 29 hoe: "Rafa nitare reo ra reo izy, de lasana ny Jiosy. Nisy famaliana be takeo am'jareo.")