plt-x-sihanaka_act_text_reg/28/25.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 25 Rafa tsynifagnaraka zareo, de lasa tafara'ny nagnambaran'i Paoly ty teny raika ty hoe: 'Ny Fanahy Masina de nitare tsara reo razanareo tamin'ny alalan'Isaia mpaminagny.\v 26 Ozy izy hoe: "Mandenà aigny am'reo vahôka reo ary lazao hoe: "Amin'ny fitainoana no handrignesanareo,fa tsy hatakatra; ary amin'ny fahitagna no haitanareo, fa tsy hatazagna.