plt-x-sihanaka_act_text_reg/28/23.txt

1 line
474 B
Plaintext

\v 23 Rafa nisafidy andro ho an'azy izy reo, de betsaka kokô reo ôla nagnatona an'azy taigny amin'ny tragno nitobinay. Nampafantatra an'le rahara tam'jareo izy, ary nijoro vavolombelona momban'ny fanjakan'Andriamanitra. Niezaka nandresy latra an'azy reo ny momba an'i Jesosy izy, na tamin'ny alalan'i Mosesy zany na tamin'ny alalan'ny mpaminagny, nanomboka maraina ka hatramin'ny takariva. \v 24 Ny sasagny de resy latra tam'reo ra ze vôlaza, raha tsy nino kosa reo hafa.