plt-x-sihanaka_act_text_reg/28/19.txt

1 line
317 B
Plaintext

\v 19 Fa rafa nanoitra ny fagnirin'jareo ny Jiosy, de vôtery za nampiantso an'i Kaisara, na de tsy ôtran'ny hoe nitondra fempangana hanoitra ny fereniko aza. \v 20 Non'ny antsoko, de nangataka ny hatazagna an'nareo sy hikoragna aminareo za. Zany de non'ny fatokiasan'Israely momba ny hamatorana anà am'ty rojo ty."