plt-x-sihanaka_act_text_reg/28/13.txt

1 line
624 B
Plaintext

\v 13 Niala avy teo zahay no nentsambo ka tonga taigny amin'ny tanànan'i Regioma. Ary rafa afaka rai andro de nisy rivotra nitsoka avy aigny atsimo, ka rao andro zahay de tonga takao amin'ny tanànan'i Potioly. \v 14 Takao no natazagnan'reo rahala sasagny ary nagnasa an'nay mba hijanona hiaraka amin'jareo madritry ny fito andro. Tamin'ny alalan'zany no natongavanay taigny Roma. \v 15 Avy teigny reo rahala, tafaran'ny nadrignesan'jareo ny momba an'nay, de tonga nitsena an'nay hatraigny amin'ny tsenan'i Apio sy reo tragnom-bahiny telo. Rafa natazagna reo rahala Paoly, de nisôtra an'Andriamanitra izy ary nahazo hery.