plt-x-sihanaka_act_text_reg/28/11.txt

1 line
271 B
Plaintext

\v 11 Afala telo volana zahay de nande an-tsambo ze nijanona tao am'le nosy nandritryny ririnina, sambon'i Aleksandria, misy "sarikamban'andriamanitra" eo agnolôn'ny sambo. \v 12 Ary rafa tonga tam'le tanànan'i Sirakosa zahay, de nitôtra takao nandritry ny telo andro.