plt-x-sihanaka_act_text_reg/28/07.txt

1 line
654 B
Plaintext

\v 7 Ary takeo ankeiky teo de nisy reo tany ze an'le leila leiben'ny nosy, leila antsovina hoe: Poplio. Nandray an'nay izy ary nagnome ahanina an'nay tamin'ny hatsaram-pagna nandritra ny telo andro. \v 8 Ny rain'i Poplio de nararin'ny tazo sady nivalandrà. Raf nande nankaigny amin'azy Paoly, de nivavaka izy, nametraka ny tagnany teo amin'azy, ary nagnasitrana an'azy. \v 9 Tafaran'ny nitrangan'zany, de nagnatona an'azy avokoa ny ambin'ny vahôka daôly ze narary teo am'le nosy ary sitrana. \v 10 Ny vahôka ihany kô de nagnome voninahitra an'nay tamin'ny voninahitra maro. Ary rafa niomana ande antsambo zahay, de nagnome an'nay ze nilainay zareo.