plt-x-sihanaka_act_text_reg/28/05.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 5 Fa avy takeo anefa de nagnifika an'le biby tao agnaty afo izy kanefa tsy maratra miitsy.\v 6 Nandigny an'azy mba ho vôn'ny tazo na ho foaty tampoka zareo. Fa rafa avy nizaha an'azy maharita zareo ary natazagna fa tsisy ra nahazo an'azy, de niova hevitra zareo ary nilaza fa izy de andriamanitra.