plt-x-sihanaka_act_text_reg/28/03.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 3 Fa rafa nagnangona kitaigna kakazo sy nametraka an'zany takeo amin'ny afo Paoly de nisy menaragna nivôka nony hafanana, ary nifatotra tamin'ny tagnany. \v 4 Rafa natazagna an'le biby nihantogna takeo amin'ny tagnany reo tompontany de nifamikoragna zareo hoe: "Tegna mpamono ôla tokô io leila io, raha ny rariny de tsy tokony ho velona izy, nefa de tafavôka avy taigny an-dranomasina.