plt-x-sihanaka_act_text_reg/27/39.txt

1 line
632 B
Plaintext

\v 39 Rafa tonga ny andro, de tsy fantan'jareo le tany, fa nahita helon-drano raika nisy tora-pasika zareo, ary nifandinika zareo raha afaka hitondra ny sambo taigny. \v 40 Ka de notapan'jareo vatofantsika ary navelan'jareo taigny an-dranomasina. Niaraka tam-zay de nalatsan'jareo ny tady teo am'familiana ary natsangany ny lay ho akeo am'rivotra; ary de niroso nankeo amin'ny tora-pasika zareo. \v 41 Fa tonga teo am'tôrana raika ze nisy ranomasina nifanapaka zareo, da nidona tam'tany ny sambo. Ary ny loha-sambo de niraikitra teo ary nijanona tsy afa-nihetsika, fa ny vodi-tsambo kosa nanomboka vaky nony hahery vaikan'ny onja.