plt-x-sihanaka_act_text_reg/27/36.txt

1 line
215 B
Plaintext

\v 36 Avekeo de nahery izy daôly ary nialaka hahanina iany kô.\v 37 Ôla 276 zahay no tao agnaty sambo. \v 38 Rafa nihinana tsara zareo, de nohamaivagnin'jareo ny sambo tam'nagnaren'jareo vary tagnaty ranomasina.